plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/15.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 15 Ary rafa niala takeo amin-jareo nankaigny an-dagnitra reo anjely, ny mpimbina ondry nikoragna hoe: "Andao tsika zao ho akaigny Betlehema, ary hikaraka zany ra nitranga zany, ze nampahafantarin'ny Tompo antsika zany." \v 16 Nande malaky taigny zareo ary natazagna an'i Maria sy Josefa, ary natazagna zazakely nandry takeo amin'ny fihinanam-bilogna.