plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/06.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 6 Raha mbôla taigny zareo, de tonga ny fotôna hitirany ny zanagny.\v 7 Niteraka zaza lahy izy, zanagny vôlôny, ary izy nampitafy lamban-jaza an'Azy sy nampandry an'Azy takeo amin'ny fihinanam-bilogna, satria tsisy tôrana ho an-jareo takao amin'ny hotely.