plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/01.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 1 Ary tam'zany andro zany, de nandefa didy ze mibaiko ny hagnisana ny ôla daôly miaigna aketo am'zao tontolo zao Aogosto Kaisara. \v 2 Zany no fagnisam-bahôka natao vôlôny tamin'i Kyrenio no mpanapaka taigny Syria. \v 3 Noho zany ny ôla daôly de nankaigny amin'ny tanàna niaveny avy mbô hisoratra agnarana ho an'ny fagnisam-bahôka.