plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/72.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 72 Zany no hataony de ny mba hampibôgna ny famindram-po am'reo raintsika sy hampatsehivana ny fagnekem-pihavanany Masina, \v 73 de le fiaignana nolazainy tamin'i Abrahama raintsika. \v 74 Niniana ny hazontsika, daôly afaka tamin'ny tagnan'ny favalontsika, manompo an'Azy tsy am-tatra, \v 75 am-pamasinana sy am-pamarinana akeo agnatrehany amin'ny androntsika daôly.