plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/69.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 69 Nanandratra avo ny tandrom-pagnavotana akao an-dragnon'i Davida mpanompony Izy, \v 70 salan'ze nolazain'ny tamin'ny vavan'reo mpaminagny masina tamin'ny andro talô taigny. \v 71 Hitondra famonjena amin'ny favalontsika sy amin'ny tagnan'reo mankahala antsika Izy.