plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/64.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 64 Ary niaraka tam'zay de nisokatra ny vavany ary nafahana ny lelany. Niteny izy ary nidera an'Andriamanitra. \v 65 Tonga teo am'reo nagnodidina an'azy reo daôly ny tatra. Ary niparitaka eraky ny tanànan'i Jodia ny zava-niseho daôly teo. \v 66 Ary reo nareigny de nandray tao am-pony, ary nilaza hoe: "Ho lasa ino ary ty zaza ty?" Fa momba an'azy ny tagnan'ny Tompo.