plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/59.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 59 Ary tamin'ny andro fahavalo de tonga hamora zaza zareo. Saika ho antsovin'jareo hoe "Zakaria," araka ny agnaran-drainy izy. \v 60 Fa ny reniny kosany namaly ary nitare hoe: "Tsia". Jaona no hentsovana an'azy." \v 61 Ary ozy reo tamin'azy. "Tsisy agnarana akao amin'ny havanao ne zany e."