plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/48.txt

1 line
209 B
Plaintext

\v 48 Fa nijeray ny fantran'ny mpanompo vaviny Izy. Ary io fa manomboka zao ny taranaka daôly hiantso anà hoe sambatra. \v 49 Satria nagnano ra geda be taminà le mahefa ny ra daôly, ary masina ny agnarany.