plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/39.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 39 Ary tam'zany andro zany i Maria de nande malaky nankaigny amin'ny tany ambony, aigny amin'ny tanànan'i Jodia. \v 40 Nankaigny amin'ny tranon'i Zakaria izy ary nerahaba an'i Elizabeta. \v 41 Ary nony nareigny ny feraban'i Maria i Elizabeta, de nikofoka ny zaza takoa an-kibony, ary feno ny Fanahy Masina Elizabeta.