plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/18.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 18 Ary Zakaria niteny tam'le anjely hoe: "Ahôna no afatarako an'zany? Fa za efa anti-dà ary ny vadiko de tegna efa antitra." \v 19 Ary ozy le anjely namaly sy niteny tamin'azy: "Za no Gabriela, le mitsangana akeo agnatrehan'Andriamanitra. Ary vôiraka za mba hilaza aminao, hitondra vaovao tsara aminao. \v 20 Ka zao! Ho môna enao, ka tsy afaka hiteny, mandra-peven'ny andro hibôgnan'reo ra reo. Satria tsy nino ny teniko enao. ze tsy maintsy tanteraka amin'ny fotônany."