plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/14.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 14 Hanam-pifalena sy haravôna enao, ary betsaka kô ny ho faly amin'ny faterany. \v 15 Satria ho leibe izy akeo amason'ny Tompo. Tsy hisotro dovay na zava-pisotro mamamo miitsy izy, ary ho feno ny Fanahy Masina hatraigny an-kibon-dreniny izy.