\v 10 Namaly an-jareo Izy hoe: "Tandrigneso, rafa miditra ny tanàna anareo, de hisy leila raika mitondra sinin-dragno hifanena aminareo. Magnarà an'azy aigny am'ze tragno idirany. \v 11 De tineno ny tompon-tragno hoe: "Ny Mpampianatra milaza aminao hoe: "Aiza ny efi-tragno fandraisam-bahiny, ze hihinanako ny sakafon'ny Paska miaraka am'reo mpianatro?"