\v 5 \v 6 N'iza n'iza tsy handraisan-jareo an'nareo, rafa mandao zany tanàna zany anareo, de ahintsagno hiala amin'ny tongotrareo ny vovoka mbô fijorôna vavolombelona an-jareo. Avekeo de lasana zareo ary namakivaky reo tanàna, nitory ny filazantsara sy nagnasitrana taigny daôly taigny.