Ary tam'zany andro zany, de nandefa didy mibaiko ze mibaiko ny hagnisana ny ôla daôly miaigna aketo am'zao tontolo zao Aogosto Kaisara. Zany no fanisam-bahôka natao vôlôny tamin'i Kyrenio no mpanapaka taigny Sysia. Noho zany ny ôla daôly de nankaigny amin'ny tanàna neviny avy mbô hisoratra agnarana ho an'ny fanisam-bahôka.