\v 11 \v 12 Raha naregny zany ra zany zareo, de nanohy nitare Izy ary nagnano fagnoharana raika, satria takeo akaikin'i Jerosalema Izy, ary zareo nieritreritra fa hibôgna teo noho eo ny fanjakan'Andriamanitra. Noho zany Izy de nitare hoe: "Nisy tandapa raika nande taigny an-tany lavitra mbô hahazo fanjakana ho an'ny tegnany ary hiverina avy akeo.