\v 1 \v 2 Ary tafaran'regny ra regny, de nifidy fitopolo là ( Fagnamarihana: Maro am'reo fandikana talô tsara indrindra no mivaky hoe: "Fitopolo", Fa ny sasagny mivaky hoe: "Roambi-fitopolo.") hafa ny Tompo, ary nandefa an'azy regny tsirôrôy nelô an'Azy taigny amin'ny tanàna sy tôrana ze efa handianany. Ozy Izy tam'jareo hoe: "Be ny vokatra, fa vitsy ny mpiasa. No zany hangataho ny Tompon'ny vokatra mba handefa mpiasa mba ho aigny amin'ny vokatra.