\v 3 Avekeo Satana niditra tamin'i Jodasy Iskariota, ze raika tam'reo rombefolo. \v 4 Jodasy nande nankaigny am'reo lĂ´han'ny mpisorogna sy reo kapiteny ary niady hevitra tamin-jareo ny amin'ny fomba hamadihany an'i Jesosy akeo amin-jareo.