\v 1 Nagnantso reo roa ambin'ny folo lahy Izy ary nagnome an-jareo ny hery sy faefana am'reo demonia daƓly ary hagnasitrana reo aretina. \v 2 Nalefan-jareo hitory ny Fanjakan'Andriamanitra sy hagnasitrana ny marary.