auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:37:48 +08:00 committed by root
parent 33034b694d
commit fad3d141d3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny andron'i Heroda, mpanjakan'ny Jodia, de nisy raika tamin'ny mpisorogna antsovina hoe Zakaria, avy amin'ny antokon'i Abia. Ny vadiny de avy amin'ny zanaka vavin'i Arona, ary ny agnarany de Elizabeta. Samy marina teo agnatrehan'Andriamanitra zareo, ary nankato reo didy sy fitsipiky ny Tompo. Fa tsy nanan-janaka nefa zareo, satria tsy miteraka i Elizabeta, ary samy efa tegna antitra izy rôy reo tam'zany fotôna zany.
\v 5 \v 6 \v 7 Tamin'ny andron'i Heroda, mpanjakan'ny Jodia, de nisy raika tamin'ny mpisorogna antsovina hoe Zakaria, avy amin'ny antokon'i Abia. Ny vadiny de avy amin'ny zanaka vavin'i Arona, ary ny agnarany de Elizabeta. Samy marina teo agnatrehan'Andriamanitra zareo, ary nankato reo didy sy fitsipiky ny Tompo. Fa tsy nanan-janaka nefa zareo, satria tsy miteraka i Elizabeta, ary samy efa tegna antitra izy rôy reo tam'zany fotôna zany.