auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 16:58:10 +03:00 committed by root
parent ba3b8b9860
commit f95ee91539
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jero
Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jerosalema isan-taona hamonjy ny Firavoravoan'ny Paska. Rafa rombefolo taona Izy, de nande nankaigny araka ny fomba fanao amin'ny fety ndre zareo. Ary rafa avy nipetraka taigny nandritry ny andron'ny fety manontolo zareo, de nanomboka niverina nody zareo. Fa Jesosy zazalahy nijagnona taigny Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny zany. Nataon-jareo fa niaraka tamin'ôna niara-de