auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-09 14:19:29 +03:00 committed by root
parent c37549e7e9
commit f8feef605f
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tonga ny raika hafa, nitare hoe: 'Tompo, indro ny farantsanao, ze notehiriziko tsara takao agnaty lamba, fa natatra an'nao za, satria leila masiaka anao. Ka maka ze tsy napetrakao, ary mijinja ze tsy nafafinao.'
Tonga ny raika hafa, nitare hoe: 'Tompo, indro ny farantsanao, ze notehiriziko tsara takao agnaty lamba, fa natatra an'nao za, satria leila maseka anao. Ka maka ze tsy napetrakao, ary mijinja ze tsy nafafinao.'

View File

@ -1 +1 @@
Nitare tamin'azy le tandapa hoe: 'Amin'ny teninao manokana no hitsarako an'nao, anao ry mpanompo ratsy fanahy. Fantatrao fa za de leila maseka
Nitare tamin'azy le tandapa hoe: 'Amin'ny teninao manokana no hitsarako an'nao, anao ry mpanompo ratsy fanahy. Fantatrao fa za de leila maseka, maka ze tsy napetrako, ary mijinja ze tsy nafafiko. Ka magnino ma no tsy napetrakao taigny amin'ny mpitahiry vola ny volako, ka rafa niverigna za de ho nandray zany niaraka tamin'ny zanany?'

1
19/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Le tandapa nitare tam'reo ze nitsangana teo ankeiky teo hoe: 'Esory amin'azy ny farantsa, ary ameo an'le managna ny farantsa