auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-30 22:23:39 +03:00 committed by root
parent b8930d20c2
commit f3fe967c5a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny ôla daôly takao amin'ny Synagoga de enika fasosena rafa naregny an'reo ra reo. Nitsangana zareo, nanery an'Azy hiala ny tanàna, ary nandefa an'Azy taigny an-tampon'ny tanety ze niorenan'ny tanànan-jareo, mbô
Ny ôla daôly takao amin'ny Synagoga de enika fasosena rafa naregny an'reo ra reo. Nitsangana zareo, nanery an'Azy hiala ny tanàna, ary nandefa an'Azy taigny an-tampon'ny tanety ze niorenan'ny tanànan-jareo, mbô handavôna an'Azy amin'ny tevagna. Nefa nandeha nagnivakivaka takeo ampovôn-jareo Izy de lasana nadeha taigny amin'ny tôran-kafa.

1
04/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo Izy de nidigna taigny Kapernaomy, tanàna raika aigny Galilia, ary nanomboka nampiana