auto save
This commit is contained in:
parent
0f21e1799f
commit
efdf98eb7c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 12 De nitranga izao raha mbola tao amin'ny tanàna raika Izy, de nisy leila feno habokana teo. Nony nahita an'i Jesosy izy, de nenkoka teo amin'Azy ary nitalao taminy, nagnano hoe: "Tompo, raha mety enao, de afaka magnadio anà." \v 13 Ary de nagninjitra ny tagnany Jesosy ary nikasika an'azy ka niteny hoe: Mety za. Madiova." Teo no eo de afaka taminy ny habokana.
|
\v 12 De nitranga izao raha mbola tao amin'ny tanàna raika Izy, de nisy leila feno habokana takeo. Nony natazanga an'i Jesosy izy, de nenkoka teo amin'Azy ary nitalao taminy, nagnano hoe: "Tompo, raha mety enao, de afaka magnadio anà." \v 13 Ary de nagninjitra ny tagnany Jesosy ary nikasika an'azy ka niteny hoe: Mety za. Madiova." Teo no eo de afaka taminy ny habokana.
|
Loading…
Reference in New Issue