auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 11:26:47 +03:00 committed by root
parent 1ec66373dd
commit edc54ecc86
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ôka ny akanjo lavanareo ho hasikinareo ny andilanareo, ary ôka ny jironareo hiretra hatraigny, ary magnanôva salan''reo ôla ze miambina reo tompony hiverigna avy akaigny amin'ny
Ôka ny akanjo lavanareo ho hasikinareo ny andilanareo, ary ôka ny jironareo hiretra hatraigny, ary magnanôva salan''reo ôla ze miambina reo tompony hiverigna avy akaigny amin'ny lanonam-pampakaram-bady, mbô rafa tonga izy ka mandondogna, de ho afaka hagnokatra ny varavaragna ho an'azy avy hatraigny zareo.

1
12/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Sambatra reo mpanompo, ze hitan'ny tompony fa niambina rafa tonga izy. Taraviko marigna aminareo, fa hisikina ny lamba lavany amin'ny andilagny izy, ary hampipetraka an-jareo akeo an-databatra, ka ho avy izy ary ha