auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-08 21:01:48 +03:00 committed by root
parent 198dc974a7
commit ed863bc0d8
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa zareo de nangina. Noho zany de noraisin'i Jesosy izy, ary nositragniny, de nalefany hande. Ozy tamin-jareo hoe: "Iza aminareo ze manan-janaka lahy na omby tafalatsaka agnaty fangalandrano amin'ny andro Sabata ma no tsy hisontina an'azy avy hatraingny? Zareo de tsisy navita nagnome valiny an'reo ra reo.
\v 4 \v 5 \v 6 Fa zareo de nangina. Noho zany de noraisin'i Jesosy izy, ary nositragniny, de nalefany hande. Ozy tamin-jareo hoe: "Iza aminareo ze manan-janaka lahy na omby tafalatsaka agnaty fangalandrano amin'ny andro Sabata ma no tsy hisontina an'azy avy hatraingny? Zareo de tsisy navita nagnome valiny an'reo ra reo.

View File

@ -1 +1 @@
Rafa tsikaritr'i Jesosy ny fomba fisafidianan'reo ze nisaigna ny tôram-boninatra, nagnano fagnoharana izy, nikoragna tamin-jareo hoe: "Rafa asaina amin'ny lanonam-panambadena anareo, aza mipetraka akeo amin'ny tôram-boninatra, satria maty nisy ôla nasaina mbôla manam-boninatra noho anareo. Rafa tonga le ôla ze nanasa an'nareo, de hiteny an'nareo izy hoe: 'Ameo an'ty ôlon-kafa ty ny tôranao,' ary am-pamenarana no andehananareo hamonjy ny tôrana ambany ndrindra.
\v 7 \v 8 \v 9 Rafa tsikaritr'i Jesosy ny fomba fisafidianan'reo ze nisaigna ny tôram-boninatra, nagnano fagnoharana izy, nikoragna tamin-jareo hoe: "Rafa asaina amin'ny lanonam-panambadena anareo, aza mipetraka akeo amin'ny tôram-boninatra, satria maty nisy ôla nasaina mbôla manam-boninatra noho anareo. Rafa tonga le ôla ze nanasa an'nareo, de hiteny an'nareo izy hoe: 'Ameo an'ty ôlon-kafa ty ny tôranao,' ary am-pamenarana no andehananareo hamonjy ny tôrana ambany ndrindra.