auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 18:20:23 +03:00 committed by root
parent 62215a2a77
commit ea95ca3662
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
(Rafa naregny an'zany ny ôla daôly, agnisan'zany reo mpamory hetra, de nagnambara fa marina Andriamanitra, satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona zareo. Fa reo Fariseo sy reo mpahay lalàna Jiosy kosa nandà ny tanjon'and
(Rafa naregny an'zany ny ôla daôly, agnisan'zany reo mpamory hetra, de nagnambara fa marina Andriamanitra, satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona zareo. Fa reo Fariseo sy reo mpahay lalàna Jiosy kosa nandà ny tanjon'Andriamanitra ho an'ny tegnan-jareo, satria tsy nataon'i Jaona batisa.)

1
07/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
"Amin'ny ino, no afako mampitovy ny ôla am'ty taranaka ty? Salan'ino ma zareo? Salan'ny ankizy milalao aigny an-tsena zareo, ze mipetraka sy mifagnantso ary mikoragna hoe: "Nitsoka sodina ho an'nareo zahay, de tsy nandihy anareo. Nagnano hira fisaorana ho an'