auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-26 15:11:42 +08:00 committed by root
parent 2fde02fdf1
commit e81488309f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy mpanan-karena raika ze nenkanjo voloparasy sy rongony magnify ary nankamamy isan'andro ny harem-beny. Nisy mpangataka raika antsovina hoe: Lazarosy nipetra teo amin'ny vavahadiny, tototra fery, ary nagniry mba hinana ze latsaka avy akeo ambony latabatr'le leila mpanan-karena. Fa n
Ary nisy mpanan-karena raika ze nenkanjo voloparasy sy rongony magnify ary nankamamy isan'andro ny harem-beny. Nisy mpangataka raika antsovina hoe: Lazarosy nipetra teo amin'ny vavahadiny, tototra fery, ary nagniry mba hinana ze latsaka avy akeo ambony latabatr'le leila mpanan-karena. Fa na ny alika aza tonga sy nilelaka ny feriny.

1
16/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary io fa maty le mpangataka ka nentin'reo anjely ho akeo agnilan'i Abrahama. Maty ihany kô le mpanan-karena ka nalevina, ary tao amin'ny faverezana, raha nampijaliana, de nanandratra ny masony izy ary nahita an'i Abrahama t