auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 19:50:38 +08:00 committed by root
parent f03e097cd1
commit e0dea7e6ef
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 49 No zany fôgna kô, no nanambaran'ny fahedren'Andriamanitra hoe: "Hande mpaminagny sy apostoly am'jareo Za, ary zareo hamono sy hanejika ny sasagny am'jareo." \v 50 Ty taranaka ty, zany no tompon'andraikitra amin'ny ràn'reo mpaminagny daôly nilatsaka hatramin'ny naharian'zao tontolo zao, \v 51 nanomboka teo amin'ny ràn'i Abela ka hatramin'ny ràn'i Zakaria, ze novonoina teo agnelanelan'ny alitara sy ny fitoerana masina. Eny, lazaiko marina aminareo, fa ty taranaka ty no ho tompon'antoka.
\v 49 No zany fôgna kô, no nanambaran'ny fahedren'Andriamanitra hoe: "Handefa mpaminagny sy apostoly am'jareo Za, ary zareo hamono sy hanejika ny sasagny am'jareo." \v 50 Ty taranaka ty, zany no tompon'andraikitra amin'ny ràn'reo mpaminagny daôly nilatsaka hatramin'ny naharian'zao tontolo zao, \v 51 nanomboka teo amin'ny ràn'i Abela ka hatramin'ny ràn'i Zakaria, ze novonoina teo agnelagnelan'ny alitara sy ny fitoerana masina. Eny, lazaiko marina aminareo, fa ty taranaka ty no ho tompon'antoka.