auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-29 10:25:22 +03:00 committed by root
parent 239cf35aef
commit e08f2502a9
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nitare tamin-jareo ndre Pilato, nangniry ny hamotsotra an'i Jesosy. Saingy nitabataba mafy zareo, nitare hoe: "Homboy Izy, homboy Izy." Ni
Ary nitare tamin-jareo ndre Pilato, nangniry ny hamotsotra an'i Jesosy. Saingy nitabataba mafy zareo, nitare hoe: "Homboy Izy, homboy Izy." Nitare tamin-jareo fanintelony izy hoe: "Magnino, fa ino no ratsy vitan'ty leila ty? Tsy nahita na ino na ino ze mendrika sazy famonoana takao amin'Azy za. Noho zany rafa avy magnafay an'Azy, de hamotsotra an'Azy za."

1
23/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa zareo nagnizingizigna tamin'ny feo avo, nangataka an'Azy mbô homboana. Ny feon-jareo de nandresy latra an'i Pilato. Ka de nanapa-kevitra ny haneky n