diff --git a/02/30.txt b/02/30.txt index 9c7acbe..c347ee1 100644 --- a/02/30.txt +++ b/02/30.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny masoko nahita ny famonjenao, \ No newline at end of file +Fa ny masoko nahita ny famonjenao, ze nomaninao takeo amin'ny fanatrehan'ny ôla daôly: De fazavana ho fagnambarana ho an'ny Jentlisa ary voninatra ho an'Israely ôlonao. \ No newline at end of file diff --git a/02/33.txt b/02/33.txt new file mode 100644 index 0000000..b37bdc6 --- /dev/null +++ b/02/33.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: \ No newline at end of file