auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 15:41:28 +03:00 committed by root
parent c24a0173e7
commit da1cd99f6c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tam'zany andro zany, de nandefa didy mibaiko ze mibaiko ny hagnisana ny ôla daôly miaigna aketo am'zao tontolo zao Aogosto Kaisara. Zany no fanisam-bahôka natao vôlôny tamin'i K
Ary tam'zany andro zany, de nandefa didy mibaiko ze mibaiko ny hagnisana ny ôla daôly miaigna aketo am'zao tontolo zao Aogosto Kaisara. Zany no fanisam-bahôka natao vôlôny tamin'i Kyrenio no mpanapaka taigny Sysia. Noho zany ny ôla daôly de nankaigny amin'ny tanàna neviny avy mbô hisoratra agnarana ho an'ny fanisam-bahôka.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
De nande niakatra avy taigny Galilia kô Josefa, avy taigny an-tanànan'ny Nazareta, ho aigny Jodia, tanànan