auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-04-30 22:23:39 +03:00 committed by root
parent 2946c12ba7
commit d8eeb12256
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nilentika ny masoandro, de nitondra ny ôla daôly nararin'ny aretina betsaka samy hafa takeo amin'i Jesosy ny ôla. Nametra-tagnana tamin'ny tsiraikaraika avy tamin-jareo Izy ka nagnasitrana an-jareo. Reo demony iany kô de niala takao amin'ny betsaka tamin-jareo, nilelalela mafy sy nilaza hoe: "Anao no Zanak'Andriamanitra!" Jesosy nitare mafy reo demoniaka ka tsy namela an-jareo hitare, satria fa
Rafa nilentika ny masoandro, de nitondra ny ôla daôly nararin'ny aretina betsaka samy hafa takeo amin'i Jesosy ny ôla. Nametra-tagnana tamin'ny tsiraikaraika avy tamin-jareo Izy ka nagnasitrana an-jareo. Reo demony iany kô de niala takao amin'ny betsaka tamin-jareo, nilelalela mafy sy nilaza hoe: "Anao no Zanak'Andriamanitra!" Jesosy nitare mafy reo demoniaka ka tsy namela an-jareo hitare, satria fantatr'zareo fa Izy no Kristy.