auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 11:44:23 +03:00 committed by root
parent 91e3e7f1d3
commit d5d0908040
7 changed files with 7 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza mitady ze ho haninareo sy ze ho sotroinareo, ary aza magnahiahy. Fa reo firenena daôly aketo am'zao tontolo zao reo de mitady regny ra regny, ary fantatry ny Rainareo fa mila an'regny anareo.
\v 29 \v 30 Aza mitady ze ho haninareo sy ze ho sotroinareo, ary aza magnahiahy. Fa reo firenena daôly aketo am'zao tontolo zao reo de mitady regny ra regny, ary fantatry ny Rainareo fa mila an'regny anareo.

View File

@ -1 +1 @@
Fa katsaho ny fanjakany, de hamena ho fanampiny ho an'nareo regny ra regny. Aza matatra,ry andian'ondry vitsy, satria ny Rainareo de tegna faly hagnome an'nareo ny fanjakana.
\v 31 \v 32 Fa katsaho ny fanjakany, de hamena ho fanampiny ho an'nareo regny ra regny. Aza matatra,ry andian'ondry vitsy, satria ny Rainareo de tegna faly hagnome an'nareo ny fanjakana.

View File

@ -1 +1 @@
Amidio reo fanagnanareo ary ameo ny mahantra. Magnanôva fitôram-bola ho an'ny tegnanareo ze tsy mety ho tonta - harena aigny an-dagnitra ze tsy mety lany, ze tsisy mpangalatra manakeky, ary tsisy kalalao mandratra. Fa aigny am'ze hitôran'ny harenareo, de ho aigny fôgna kô ny fonareo.
\v 33 \v 34 Amidio reo fanagnanareo ary ameo ny mahantra. Magnanôva fitôram-bola ho an'ny tegnanareo ze tsy mety ho tonta - harena aigny an-dagnitra ze tsy mety lany, ze tsisy mpangalatra manakeky, ary tsisy kalalao mandratra. Fa aigny am'ze hitôran'ny harenareo, de ho aigny fôgna kô ny fonareo.

View File

@ -1 +1 @@
Ôka ny akanjo lavanareo ho hasikinareo ny andilanareo, ary ôka ny jironareo hiretra hatraigny, ary magnanôva salan''reo ôla ze miambina reo tompony hiverigna avy akaigny amin'ny lanonam-pampakaram-bady, mbô rafa tonga izy ka mandondogna, de ho afaka hagnokatra ny varavaragna ho an'azy avy hatraigny zareo.
\v 35 \v 36 Ôka ny akanjo lavanareo ho hasikinareo ny andilanareo, ary ôka ny jironareo hiretra hatraigny, ary magnanôva salan''reo ôla ze miambina reo tompony hiverigna avy akaigny amin'ny lanonam-pampakaram-bady, mbô rafa tonga izy ka mandondogna, de ho afaka hagnokatra ny varavaragna ho an'azy avy hatraigny zareo.

View File

@ -1 +1 @@
Sambatra reo mpanompo, ze hitan'ny tompony fa niambina rafa tonga izy. Taraviko marigna aminareo, fa hisikina ny lamba lavany amin'ny andilagny izy, ary hampipetraka an-jareo akeo an-databatra, ka ho avy izy ary hanompo an-jareo. Raha ho avy amin'ny ora faharoa amin'ny alina ny tompo, na aminny ora fatelo aza, ka matazagna an-jareo vonona, de ho ambatra reo mpanompo reo.
\v 37 \v 38 Sambatra reo mpanompo, ze hitan'ny tompony fa niambina rafa tonga izy. Taraviko marigna aminareo, fa hisikina ny lamba lavany amin'ny andilagny izy, ary hampipetraka an-jareo akeo an-databatra, ka ho avy izy ary hanompo an-jareo. Raha ho avy amin'ny ora faharoa amin'ny alina ny tompo, na aminny ora fatelo aza, ka matazagna an-jareo vonona, de ho ambatra reo mpanompo reo.

View File

@ -1 +1 @@
HO fanampin'zany de fantaro zao, fa raha fantatry ny tompon-tragno ny ora hatongavan'ny mpangalatra, de tsy namela ny tragnony ho vakina izy. Miomagna iany kô, fa tsy fantatrareo ny ora hiaven'ny Zanak'Ôla."
\v 39 \v 40 HO fanampin'zany de fantaro zao, fa raha fantatry ny tompon-tragno ny ora hatongavan'ny mpangalatra, de tsy namela ny tragnony ho vakina izy. Miomagna iany kô, fa tsy fantatrareo ny ora hiaven'ny Zanak'Ôla."

1
12/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Petera nitare hoe: "Tompo ô, aminay iany ma no itinennao an'zany fagnoharana zany, se amin'ôla daôly iany kô? Ny Tompo nitare hoe: "Iza ary no mpitantana mahatoky sy hendry ze ho tendren'ny tompony ho ambonin'reo mpanompony hafa mbô hagnome an-jareo ny anjara hanin-jareo amin'ny fotôna mety? Sambatra zany mpanompo zany, ze hitan'ny tompony magnano zany rafa tonga izy