auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 16:58:10 +03:00 committed by root
parent 7cf8229fe4
commit d4ceeb149a
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary rafa dila ny isan'ny andro notakiana hidiovany, araka ny lalàn'i Mosesy, de nitondra an'azy niakatra ho akaigny an-tempoly tao Jerosalema i Maria sy Josefa mbô hagnolotra an'Azy akeo amin'ny Tompo. Araka ze vôsoratra akao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: "Ny lahy daôly ze vôlôn-teraka de hatokana ho an'ny Tompo." Noho zany de nagnolotra sorogna araka ze vôlaza akao amin'ny lalàn'ny Tompo zareo, "domohina roey na zanaka voromelala roey."
\v 22 \v 23 \v 24 Ary rafa dila ny isan'ny andro notakiana hidiovany, araka ny lalàn'i Mosesy, de nitondra an'azy niakatra ho akaigny an-tempoly tao Jerosalema i Maria sy Josefa mbô hagnolotra an'Azy akeo amin'ny Tompo. Araka ze vôsoratra akao amin'ny lalàn'ny Tompo hoe: "Ny lahy daôly ze vôlôn-teraka de hatokana ho an'ny Tompo." Noho zany de nagnolotra sorogna araka ze vôlaza akao amin'ny lalàn'ny Tompo zareo, "domohina roey na zanaka voromelala roey."

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary indro, nisy leila taigny Jerosalema Simona no agnarany, ary zany leila zany de marina sy mafana fo. Nitady ny fampiononana an'Israely izy, ary takao amin'ny Fanahy Masina. Notaravin'ny Fanahy Masina tamin'azy fa tsy hahita fafatesana melôn'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy.

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Notaritin'ny Fanahy, nankaigny an-te