auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 19:50:38 +08:00 committed by root
parent b0c0362eef
commit cfe3e1e46b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Tsisy ôla raika, raha avy nandretra jiro, de mametraka an'zany amin'ny tôrana takona na akao ambanin'ny harona, fa atao eo amin'ny fitôran-jiro, mba ho tazan'ze miditra ny hazavana. \v 34 Ny masonao no jiron'ny vatana. Rafa tsara ny masonao, de rakotra hazavana ny tegna daôly. Fa raha ratsy kosa ny masonao, de feno haizina ny tegnanao. \v 35 No zany, mitandrema nareo mba tsy ho maizina ny hazavana akao aminareo. \v 36 Ary raha feno hazavana ary ny tegnanao daôly, ka tsisy ampahan'zany akao agnaty haizina, de ho salan'ny jiro ze mampamiratra ny hazavany eo aminao ny tegnanao magnontolo.
\v 33 Tsisy ôla raika, raha avy nandretra jiro, de mametraka an'zany amin'ny tôrana takona na akao ambanin'ny harona, fa atao eo amin'ny fitôran-jiro, mba ho tazan'ze miditra ny hazavana. \v 34 Ny masonao no jiron'ny vatana. Rafa tsara ny masonao, de rakotra hazavana ny tegna daôly. Fa raha ratsy kosa ny masonao, de feno haizina ny tegnanao. \v 35 No zany, mitandrema nareo mba tsy ho maizina ny hazavana akao aminareo. \v 36 Ary raha feno hazavana ary ny tegnanao daôly, ka tsisy ampahan'zany akao agnaty haizina, de ho salan'ny jiro ze mampamiratra ny hazavany akeo aminao ny tegnanao magnontolo.