auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-26 16:35:56 +08:00 committed by root
parent 87e4a14e94
commit cda21acf32
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnano fagnoharana tam'jareo Jesosy hoe: "Jereo ny hazon'aviavy, sy reo kakazo daôly. Rafa manaroka reo, de ho tazanareo manokana fa efa akeky ny lotaona. Salan'zany ihany kô, rafa tazanareo mitranga reo ra reo, de fantatrareo fa efa akeky ny fanjakan'
Nagnano fagnoharana tam'jareo Jesosy hoe: "Jereo ny hazon'aviavy, sy reo kakazo daôly. Rafa manaroka reo, de ho tazanareo manokana fa efa akeky ny lotaona. Salan'zany ihany kô, rafa tazanareo mitranga reo ra reo, de fantatrareo fa efa akeky ny fanjakan'Andriamanitra.

1
21/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Lazaiko aminareo, marina tokoa, ty taranka ty de tsy ho foaty mandra-pibôgnan'reo ra reo. Ny lagnitra sy ny tany de ho levona, fa reo teniko de tsy ho levona mandrakizay.

1
21/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa mitandrema amin'ny tegnanareo, mba tsy ho vesaran'ny vokatry ny fisotrôgna sy ny famamôgna ny fonareo, sy reo ahiahin'ny fiai