auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-09 14:19:29 +03:00 committed by root
parent c1ff72878a
commit cce62cc4a0
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nagnantso folo lahy tam'reo mpanompony izy, ary nagnome farantsa folo an-jareo, ary nitare tamin-jareo hoe: 'Magnanôva raharaham-barotra mandra-piviregnako." Kanefa reo vahôkany nankahala an'azy ary nandefa solontegna nagnaraka an'azy, nitare hoe: 'Tsy ilainay ny hanjakan'io leila io aketo aminay.' Ary rafa niverigna izy, ary nandray ny fanjakana, de nandidy reo mpanompony ze nameny vola mbô hankeo amin'azy izy, mbô hafantarany ze tombony azon-jareo tamin'ny fa
Nagnantso folo lahy tam'reo mpanompony izy, ary nagnome farantsa folo an-jareo, ary nitare tamin-jareo hoe: 'Magnanôva raharaham-barotra mandra-piviregnako." Kanefa reo vahôkany nankahala an'azy ary nandefa solontegna nagnaraka an'azy, nitare hoe: 'Tsy ilainay ny hanjakan'io leila io aketo aminay.' Ary rafa niverigna izy, ary nandray ny fanjakana, de nandidy reo mpanompony ze nameny vola mbô hankeo amin'azy izy, mbô hafantarany ze tombony azon-jareo tamin'ny fagnanôvana raharaham-barotra.

1
19/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tonga takeo agnolôny ny vôlôny, nitare hoe: 'Tompo, ny farantsanao de nahazo tombony fara