diff --git a/15/03.txt b/15/03.txt index 3b45700..8de38c1 100644 --- a/15/03.txt +++ b/15/03.txt @@ -1 +1 @@ -Jesosy nagnano an'zao fagnoharana zao tam'jareo, ary niteny hoe: \v 4 "Iza aminareo, raha managna ondry zato izy ary avy akeo very ny tokana am'jareo, no tsy handôsa ny sivy am'sivifolo aigny an-tany efitra, ary hande hikaraka\v 3 le raika very mandra-pahitany an'azy? Ary rafa hitany\v 5 zany, de lanjainy akeo an-tsorogny ary mifaly izy. \ No newline at end of file +\v 3 Jesosy nagnano an'zao fagnoharana zao tam'jareo, ary niteny hoe: \v 4 "Iza aminareo, raha managna ondry zato izy ary avy akeo very ny tokana am'jareo, no tsy handôsa ny sivy am'sivifolo aigny an-tany efitra, ary hande hikaraka le raika very mandra-pahitany an'azy? \v 5 Ary rafa hitany zany, de lanjainy akeo an-tsorogny ary mifaly izy. \ No newline at end of file diff --git a/15/06.txt b/15/06.txt index d05db30..00f3ea3 100644 --- a/15/06.txt +++ b/15/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 Rafa tonga akao an-tragno izy, de antsoviny daôly ny namany sy reo mpiara monina am'azy, miteny an'azy hoe: "Mifale miaraka aminà, fa hitako le ondriko very." Salan'zany kô, mitare amainareo Za, fa hisy fifalena aigny an-dagnitra non'ny mpanota raika ze mibebaka, mihôtra no reo olomarina sivy am'sivifolo ze tsy mibebaka. \ No newline at end of file +\v 6 Rafa tonga akao an-tragno izy, de antsoviny daôly ny namany sy reo mpiara monina am'azy, miteny an'azy hoe: "Mifale miaraka aminà, fa hitako le ondriko very."\v 7 Salan'zany kô, mitare amainareo Za, fa hisy fifalena aigny an-dagnitra non'ny mpanota raika ze mibebaka, mihôtra no reo olomarina sivy am'sivifolo ze tsy mibebaka. \ No newline at end of file diff --git a/15/08.txt b/15/08.txt index e130189..c1fcf8e 100644 --- a/15/08.txt +++ b/15/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Iza no vevavy ze managna farantsa kely folo, raha very ny farantsa raika, no tsy andreitra ny jiro, hamafa ny tragno, ary hikaraka amim-pazotôgna mandra-pahitany an'zany? Rafa hitany zany, de antsoviny daôly reo namany sy reo mpiara-monina amin'azy, ka hiteny hoe: "Mifale mairaka aminà, fa hitako le farantsa kely raika ze very." Salan'zany kô, Za milaza aminareo, misy fifalena akeo agnatrehan'ny Anjelin'Andriamanitra amin'ny mpanota raika ze mibebaka." \ No newline at end of file +\v 8 Iza no vevavy ze managna farantsa kely folo, raha very ny farantsa raika, no tsy andreitra ny jiro, hamafa ny tragno, ary hikaraka amim-pazotôgna mandra-pahitany an'zany? \v 9 Rafa hitany zany, de antsoviny daôly reo namany sy reo mpiara-monina amin'azy, ka hiteny hoe: "Mifale mairaka aminà, fa hitako le farantsa kely raika ze very."\v 10 Salan'zany kô, Za milaza aminareo, misy fifalena akeo agnatrehan'ny Anjelin'Andriamanitra amin'ny mpanota raika ze mibebaka." \ No newline at end of file diff --git a/15/11.txt b/15/11.txt index fc7bf44..622f95e 100644 --- a/15/11.txt +++ b/15/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Avy teo Jesosy niteny hoe: "Nisy leilà raika nanan-janaka rôy là, ary ny faralà tam'jareo niteny tamin'ny rainy hoe: "Ray ô! omeo anà ny anjara fanagnako ze tokony ho anà. Ka de nozarain'ny tam'jareo ny fanagnany. \ No newline at end of file +\v 11 Avy teo Jesosy niteny hoe: "Nisy leilà raika nanan-janaka rôy là, \v 12 ary ny faralà tam'jareo niteny tamin'ny rainy hoe: "Ray ô! omeo anà ny anjara fanagnako ze tokony ho anà. Ka de nozarain'ny tam'jareo ny fanagnany. \ No newline at end of file diff --git a/15/13.txt b/15/13.txt index 517d194..ef88594 100644 --- a/15/13.txt +++ b/15/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Tsy efa tafaran'zay nangorogna ny anjarany daôly le faralà nande tamin'ny firenena hafa lavitra, ary taigny izy no nandany reo anjarany daôly tamin'ny fiaignan-dratsy. Ary rafa laniny daôly reo, de nisy silaona mafy be tam'io firenena io, ka nomboka sahirana izy. \ No newline at end of file +\v 13 Tsy efa tafaran'zay nangorogna ny anjarany daôly le faralà nande tamin'ny firenena hafa lavitra, ary taigny izy no nandany reo anjarany daôly tamin'ny fiaignan-dratsy. \v 14 Ary rafa laniny daôly reo, de nisy silaona mafy be tam'io firenena io, ka nomboka sahirana izy. \ No newline at end of file diff --git a/15/15.txt b/15/15.txt index b8832db..badab55 100644 --- a/15/15.txt +++ b/15/15.txt @@ -1 +1 @@ -Nande izy ka nikarama tamin'ny raika tam'reo mponina tao amin'io firenena io, ze nandefa an'azy taigny amin'ny tanim-boliny mba hiambina kisoa. Te hinana mafy reo ahanina ireo kisoa izy, satria tsisy ôla nagnome an'azy na ino na ino. \ No newline at end of file +\v 15 Nande izy ka nikarama tamin'ny raika tam'reo mponina tao amin'io firenena io, ze nandefa an'azy taigny amin'ny tanim-boliny mba hiambina kisoa. \v 16 Te hinana mafy reo ahanina ireo kisoa izy, satria tsisy ôla nagnome an'azy na ino na ino. \ No newline at end of file