auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-03 10:37:14 +03:00 committed by root
parent 2d34a0ee84
commit b84043c330
12 changed files with 12 additions and 0 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'zany Jesosy, rafa feno ny Fagnahy Masina, de niverigna avy taigny amin'ny reniranon'ny Jordana, ary nentin'ny Fanahy Masina taigny agn'efitra\v 2 ze nangalan'ny devoly fagnahy an'Azy nandritry ny efapolo andro. Tsy nihinana na ino na ino Izy nandritra reo andro reo, ary tamin'ny fotôna farany de nôna izy.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ny devoly nitare tamin'Azy hoe: "Raha zanak'Andriamanitra Anao, de didio ho lasana mofo io vato io." \v 4 Jesosy namaly an'Azy hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy ny mofo fogna no iveloman'ny ôla.'"

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Kanefa Jesosy namaly ka nitare an'azy hoe: "Vôsoratra hoe: 'Hidera ny Tompo Andriamanitrao anao, ary Izy rerika fôgna no ho tompoinao."

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ary noho reo ra reo de nanenjika an'i Jesosy reo Jiosy, satria nagnano reo ra reo tamin'ny Sabata Izy. \v 17 Ary namaly an-jareo Jesosy hoe: "Ny Raiko de miasa iôny fa na de am'zao aza, ary Za, iany kô, de miasa."\v 18 Noho zany, de vô maika nitady hamono an'Azy reo Jiosy tsy nohon'ny fagnasitranany tamin'ny Sabata iany, fa ny nagnantsôvany an'Andriamanitra iany kô hoe Rainy manokana, magnano ny tegnany ho mitovy amin'Andriamanitra.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 "Ny Fanahin'ny Tompo de akato aminà, satria Izy nagnosotra Anà hilaza ny vaovao mahafaly ho an'ny mahantra. Izy no nandefa Anà hagnambara fafahana ho an'reo babo, ary hamerigna ny fahitana ho an'ny jamba, hagnafaka reo ze ampahorena. \v 19 Hagnambara ny taom-pankasitrahan'Andriamanitra."

1
04/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Avekeo de nahorogny ny taratasy, naverigny taigny amin'ny mpitandrina, ary nipetraka Izy. Ny mason'reo daôly takao amin'ny Synagoga, de nibanjina an'Azy.\v 21 Nanomboka nikoragna tamin-jareo Izy hoe: "Gniany ty Soratra Masina ty de tanteraka akeo ampitandrignesanareo." \v 22 Ny daôly takao de nilaza tsara ny momba an'Azy ary gaga tamin'ny tenim-pahasoavana ze nalôkan'ny vavany zareo, ary nagnontany zareo hoe: "Fa tsy le zanak'i Josefa ma ty?"

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Izy nitare tamin-jareo hoe: "Azo antoka fa hilaza ty ohabolagna ty Aminà anareo hoe: 'Dokotera, sitrano ny tegnanao. Na ino na ino regninay fa nataonao takao Kapernaomy, de magnanôva ôtran'zany aigny amin'ny taninao.'\v 24 Nefa nitare Izy hoe: "Lazaiko marina aminareo, tsisy mpaminagny voaray akao amin'ny taniny.

1
04/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Avy akeo Izy de nidigna taigny Kapernaomy, tanàna raika aigny Galilia, ary nanomboka nampianatra an-jareo tamin'ny Sabata Izy. \v 32 Zareo de gaga tamin'ny fampenarana nataony, satria nitare tamin'ny faefana Izy.

1
04/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Jesosy nitare mafy le demoniaka, ka nagnano hoe: "Aza mitare ary mialà akao amin'azy!" Rafa nanipy le leila hiantreka takeo ampovôn-jareo ny demony, de niala takao amin'azy, ary tsy nandratra an'azy mihitsy.\v 36 Gaga avokoa ny ôla daôly, ary nanohy nifampikoragna ny momba an'zany. Nitare zareo hoe: "Fa teny manakôry ma zany? Baikòny amin'ny faefana sy hery ny fagnahy maloto de mivôka." \v 37 Noho zany de nanomboka niely nagnerana ny faritra magnodidina ny lazany.

1
04/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 De nandao ny Synagoga Jesosy ary niditra takao an-dragnon'i Simona, ary nampijalian'ny tazo mahery ny rafozam-bavin'i Simona, ary nengavy tamin'Azy zareo mbô hagnasitrana an'azy.\v 39 Ka nitsangana takeo agnolôny Izy ary nitare mafy ny tazo, de niala tamin'azy zany. Avy hatraigny izy de nitsangana ary nanomboka nanompo an-jareo.

1
04/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Rafa nilentika ny masoandro, de nitondra ny ôla daôly nararin'ny aretina betsaka samy hafa takeo amin'i Jesosy ny ôla. Nametra-tagnana tamin'ny tsiraikaraika avy tamin-jareo Izy ka nagnasitrana an-jareo. \v 41 Reo demony iany kô de niala takao amin'ny betsaka tamin-jareo, nilelalela mafy sy nilaza hoe: "Anao no Zanak'Andriamanitra!" Jesosy nitare mafy reo demoniaka ka tsy namela an-jareo hitare, satria fantatr'zareo fa Izy no Kristy.

1
04/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Vô ampôlakeka, de nande taigny amin'ny tôrana mangingina Izy. Vahôka betsaka be no nikaraka an'Azy ary nankaigny amin'ny tôrana ze nisy an'Azy. Zareo de niezaka nitàna an'Azy mbô tsy hiala akeo amin-jareo. \v 43 Fa Izy nitare tamin-jareo hoe: "Tsy maintsy mitory ny vaovao mahafaly momba ny Fanjakan'Andriamanitra amin'ny tanàna betsaka hafa iany kô Za. Satria zany no antony nagniràna Anà taty. \v 44 Avy akeo Izy de nanohy nitory takao am'reo Synagoga magnerana an'i Jodia.