diff --git a/11/29.txt b/11/29.txt index 3430951..1e15181 100644 --- a/11/29.txt +++ b/11/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 Ary raha mbola mitombo ny vahôka, de nanomboka niteny Jesosy hoe: "Ty taranaka ty de taranaka ratsy. Mitady famantarana izy, nefa tsisy famantarana abôgna an'azy afa-tsy ny famantaran'i Jona. \v 30 Fa ôtran'ny natonga an'i Jona ho famantarana tam'reo Ninivita, salan'zany kô de ho famantarana ny Zank'Ola amin'ty taranaka ty. \ No newline at end of file +\v 29 Ary raha mbola mitombo ny vahôka, de nanomboka nitare Jesosy hoe: "Ty taranaka ty de taranaka ratsy. Mitady famantarana izy, nefa tsisy famantarana abôgna an'azy afa-tsy ny famantaran'i Jona. \v 30 Fa ôtran'ny natonga an'i Jona ho famantarana tam'reo Ninivita, salan'zany kô de ho famantarana ny Zank'Ola amin'ty taranaka ty. \ No newline at end of file