diff --git a/07/18.txt b/07/18.txt index b9af97f..e8dfcd8 100644 --- a/07/18.txt +++ b/07/18.txt @@ -1 +1 @@ -Reo mpianatr'i Jaona nitare tamin'azy ny momba reo ra reo. De nagnantso anakiroa tam'reo mpianagny Jaona ka naniraka an-jareo ho akaigny amin'ny Tompo mbô hitare hoe: "Anao ma le ho avy, se tokony mbôla hijery hafa zahay?" Ary rafa nagnatona ankeky an'i Jesosy zareo, de ozy reo leila hoe: "Jaona mpagnano batisa no \ No newline at end of file +Reo mpianatr'i Jaona nitare tamin'azy ny momba reo ra reo. De nagnantso rôy tam'reo mpianany Jaona ka nagniraka an-jareo ho akaigny amin'ny Tompo mbô hitare hoe: "Anao ma le ho avy, se tokony mbôla hijery hafa zahay?" Ary rafa nagnatona ankeky an'i Jesosy zareo, de ozy reo leila hoe: "Jaona mpagnano batisa no nagniraka an'nay aty aminao hagnontany hoe: "Anao ma le ho avy, se tokony mbôla hijery hafa zahay?" \ No newline at end of file