auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-14 18:11:28 +03:00 committed by root
parent e710233a09
commit b04ed82aa1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jerosalema isan-taona hamonjy ny Firavoravoan'ny Paska. Rafa rombefolo taona Izy, de nande nankaigny araka ny fomba fanao amin'ny fety ndre zareo. Ary rafa avy nipetraka taigny nandritry ny andron'ny fety manontolo zareo, de nanomboka niverina nody zareo. Fa Jesosy zazalahy nijagnona taigny Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny zany. Nataon-jareo fa niaraka tamin'ôna niara-de tamin-jareo Izy
Ny ray aman-dreniny de nankaigny Jerosalema isan-taona hamonjy ny Firavoravoan'ny Paska. Rafa rombefolo taona Izy, de nande nankaigny araka ny fomba fanao amin'ny fety ndre zareo. Ary rafa avy nipetraka taigny nandritry ny andron'ny fety manontolo zareo, de nanomboka niverina nody zareo. Fa Jesosy zazalahy nijagnona taigny Jerosalema nefa tsy fantatry ny ray aman-dreniny zany. Nataon-jareo fa niaraka tamin'ôna niara-de tamin-jareo Izy, de nande nandritry ny andro ray manontolo zareo. ary avekeo de nagnomboka nikaraka an'Azy taigny am'reo havany sy reo namany zareo.

1
02/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa tsy hitan-jareo Izy, de niverina taigny Jerosalema zareo ka nagnomboka nikaraka an'Azy taigny. Nony afaka telo andro, de tazagn-