auto save
This commit is contained in:
parent
9221a2e98a
commit
a13822a122
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Namaly an'jareo, Jesosy niteny hoe: "Mbola tsy novakinareo kô ma ze natôn'i Davida rafa nôna izy sy ireo leila ze niaraka tamin'azy? Nande nakao an-dragnon'Andriamanitra izy, ary nandray ny mofon'ny fanatrena sy ninana ny ampany tam'zany, ary nameny ampany kô ny leila ze niaraka tamin'azy mba hinana, na de ny mpisorogna ihany aza no ara
|
||||
Namaly an'jareo, Jesosy niteny hoe: "Mbola tsy novakinareo kô ma ze natôn'i Davida rafa nôna izy sy ireo leila ze niaraka tamin'azy? Nande nakao an-dragnon'Andriamanitra izy, ary nandray ny mofon'ny fanatrena sy ninana ny ampany tam'zany, ary nameny ampany kô ny leila ze niaraka tamin'azy mba hinana, na de ny mpisorogna fôgna aza no araka ny lalàna raha minana an'zany." Avy akeo Izy niteny tam'jareo hoe: "Ny Zanak'Ola de Tompon'ny Sabata."
|
Loading…
Reference in New Issue