auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 11:26:47 +03:00 committed by root
parent 7f24c8ab5e
commit 91e3e7f1d3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hevero reo lilia - manakôry ny faniriny. Tsy miasa izy regny, na mamoly. Kanefa taraviko aminareo, na Solomona tamin'ny voninahiny manontolo aza tsy nitafy salan'ny raika tam'reny. Raha tafian'Andriamanitra salan'zany reo ahitra aigny an-tsaha, ze akeo gniany, ary ny amaraigna de arena agnaty fatagna, ôtran'ny ino ny hampitafiany an'nareo mihôtra lavitra noho zany, anareo ry kely finoana ô!
\v 27 \v 28 Hevero reo lilia - manakôry ny faniriny. Tsy miasa izy regny, na mamoly. Kanefa taraviko aminareo, na Solomona tamin'ny voninahiny manontolo aza tsy nitafy salan'ny raika tam'reny. Raha tafian'Andriamanitra salan'zany reo ahitra aigny an-tsaha, ze akeo gniany, ary ny amaraigna de arena agnaty fatagna, ôtran'ny ino ny hampitafiany an'nareo mihôtra lavitra noho zany, anareo ry kely finoana ô!