auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-06-01 09:20:46 +08:00 committed by root
parent beab392508
commit 8deae7c53c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Fa anareo kô de ho atolotry ny ray aman-dreny, reo rahalà, reo havana sy reo namana, ary zareo de hamono ho foaty ny sasagny aminareo. \v 17 Ho halan'ny sasagny nony agnarako anareo. \v 18 Fa tsisy ho very na de singam-bolo raika akeo amin'ny lônareo aza.\v 19 Amin'ny faretanareo no hamonjenareo ny fagnanareo.
\v 16 Fa anareo kô de ho atolotry ny daday sy nininy, reo rahalà, reo havana sy reo namana, ary zareo de hamono ho foaty ny sasagny aminareo. \v 17 Ho halan'ny sasagny nony agnarako anareo. \v 18 Fa tsisy ho very na de singam-bolo raika akeo amin'ny lônareo aza. \v 19 Amin'ny faretanareo no hamonjenareo ny fagnanareo.