auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-18 09:08:46 +03:00 committed by root
parent 93169cb861
commit 8d7a098435
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Milaza aminareo Za ry namako, aza matatra reo ze mamony ny tegna, ary afaran'zany de tsisy na ino na ino azony atao tsony. Fa hampitandrina an'nareo Za ny am'ze hataôrana. Matahôra le Raika ze, rafa avy mamono, de managna faefana ny hagnary an'nareo aigny
Milaza aminareo Za ry namako, aza matatra reo ze mamony ny tegna, ary afaran'zany de tsisy na ino na ino azony atao tsony. Fa hampitandrina an'nareo Za ny am'ze hataôrana. Matahôra le Raika ze, rafa avy mamono, de managna faefana ny hagnary an'nareo aigny amin'ny helo. Yôny, mitare za, matahôra an'Azy.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tsy amidy farantsa kely roey ma ny adibo dimy? Kanefa tsisy raika am'regny ze tsy tsarôvana akeo amason'Andriamanitra. Fa na ny volon-dônareo aza de vôisa avokoa. Aza matatra. Fa managn-danja mihôtra no