auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-17 19:58:06 +03:00 committed by root
parent 24067f2c12
commit 8d08f2f509
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tam'zany ora zany de nagnasitrana ôla maro tamin'ny aretina sy faorina ary fangnaintainagna avy am'reo fagnahy ratsy Izy, ary ôla jamba betsaka no nampahiratiny. Jesosy namaly ka nitare tamin-jareo hoe: "Rafa avy nande tamin'ny lalanareo anareo, tatero amin'i Jaona ze hitanareo sy regninareo. Nahirtra ny jamba, nande ny malemy, nadio reo boka, naregny ny marenina, nitsangan-ko velona ny maty, ary nitoriana ny filazantsara ny ôla agnatin'ny tsy fampena. Sambatra ny ôla ze tsy mitsahatra ny mino Anà nohon'ny ataoko."
\v 21 \v 22 \v 23 Ary tam'zany ora zany de nagnasitrana ôla maro tamin'ny aretina sy faorina ary fangnaintainagna avy am'reo fagnahy ratsy Izy, ary ôla jamba betsaka no nampahiratiny. Jesosy namaly ka nitare tamin-jareo hoe: "Rafa avy nande tamin'ny lalanareo anareo, tatero amin'i Jaona ze hitanareo sy regninareo. Nahirtra ny jamba, nande ny malemy, nadio reo boka, naregny ny marenina, nitsangan-ko velona ny maty, ary nitoriana ny filazantsara ny ôla agnatin'ny tsy fampena. Sambatra ny ôla ze tsy mitsahatra ny mino Anà nohon'ny ataoko."