auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 14:37:42 +08:00 committed by root
parent de0086d975
commit 8cd6cf2177
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Rafa tonga teo amin'Azy ny sasagny tam'reo Sadoseo, reo ze miteny fa tsisy ny fitsanganan amin'ny maty, nagnotany an'Azy zareo, nagnano hoe: Mpampianatra ô! Mosesy de nanoratra ho antsika fa raha maty sy rahalan'ny leila raika, manam-bady, ary tsy manan-janaka, de tokony hiaka vady an'le vadin-drahalany le leila,ary hagnome zanaka ho an'ny rahalany.
\v 27 Rafa tonga teo amin'Azy ny sasagny tam'reo Sadoseo, reo ze miteny fa tsisy ny fitsanganan amin'ny maty, \v 28 nagnotany an'Azy zareo, nagnano hoe: Mpampianatra ô! Mosesy de nanoratra ho antsika fa raha maty sy rahalan'ny leila raika, manam-bady, ary tsy manan-janaka, de tokony hiaka vady an'le vadin-drahalany le leila,ary hagnome zanaka ho an'ny rahalany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 \v 32 \v 33 Nisy mpirahala fito ary ny vôlôny nanambady ary maty tsy nanan-janaka, ary ny faharoa kô ôtran'zany. Nampakatra an'azy ny fatelo, ary salan'zany avokoa izy fito samy tsy manan-janaka ary maty. Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, ho vadin'iza ary izy? Fa samy efa nanambady an'azy izy fito."
\v 30 Nisy mpirahala fito ary ny vôlôny nanambady ary maty tsy nanan-janaka, \v 29 ary ny faharoa kô ôtran'zany. \v 31 Nampakatra an'azy ny fatelo, ary salan'zany avokoa izy fito samy tsy manan-janaka ary maty. \v 32 Tafaranzany de maty kô le vevavy. \v 33 Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, ho vadin'iza ary izy? Fa samy efa nanambady an'azy izy fito."