diff --git a/05/25.txt b/05/25.txt index 0eb6e8e..39773d9 100644 --- a/05/25.txt +++ b/05/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 Teo eo de nitsangana teo agnolôn'jareo izy ary naka an'le fandrena ze natoreny. Avy akeo de niala nankaigny an-tranony izy, nagnome voninahitra an'Andriamanitra. \v 26 Gaga ny daôly ary nagnome voninahitra an'Andriamanitra zareo. Feno tatra zareo, niteny hoe: "Nahita ra-magaga tsika androany." \ No newline at end of file +\v 25 Teo eo de nitsangana teo agnolôn'jareo izy ary naka an'le fandrena ze natoreny. Avy akeo de niala nankaigny an-tragnony izy, nagnome voninahitra an'Andriamanitra. \v 26 Gaga ny daôly ary nagnome voninahitra an'Andriamanitra zareo. Feno tatra zareo, niteny hoe: "Nahita ra-magaga tsika androany." \ No newline at end of file