auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-29 19:50:38 +08:00 committed by root
parent f58f0d32dc
commit 7587920dae
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Iza aminareo raim-pianakavina reo no raha mangataka lapia ny zanakareo, de hagnome an'azy bibilava fa tsy lapia? (Fagnamarihana: Ireo fandikana tsara indrindra misy vaki-teny fohy kokoa, ze arahintsika eto. Ny fandikana talô sasagny de misy vakin-teny lavalava kokoa, ze hita akao amin'ny Matio 7: 9 ihany kô: "Raim-pianakaviana izy aminareo, raha mangataka mofo ny zanakareo, no hagnome an'azy vato? Na lapia, de hagnome an'azy bibilava?") \v 12 Na raha mangataka atody izy, de homenareo maingoka ma izy? \v 13 No zany, raha nareo ratsy fagna aza mahay magnome fagnomezana tsara ho an'ny zanakareo, de ôtran'ny magnakôry ny haleben'ny Fanahy Masina homen'ny rainareo ze aigny an-dagnitra ho an'reo ze mangataka amin'azy?"
\v 11 Iza aminareo raim-pianakavina reo no raha mangataka lapia ny zanakareo, de hagnome an'azy bibilava fa tsy lapia? (Fagnamarihana: Ireo fandikana tsara indrindra misy vaki-teny foika kokoa, ze arantsika eto. Ny fandikana talô sasagny de misy vakin-teny lavalava kokoa, ze hita akao amin'ny Matio 7: 9 ihany kô: "Raim-pianakaviana izy aminareo, raha mangataka mofo ny zanakareo, no hagnome an'azy vato? Na lapia, de hagnome an'azy bibilava?") \v 12 Na raha mangataka atody izy, de homenareo maingoka ma izy? \v 13 No zany, raha nareo ratsy fagna aza mahay magnome fagnomezana tsara ho an'ny zanakareo, de ôtran'ny magnakôry ny haleben'ny Fanahy Masina homen'ny rainareo ze aigny an-dagnitra ho an'reo ze mangataka amin'azy?"